• Alatsinainy 30 Jolay 2018
Any Ivelany.Fandehanana manao vakansy Teti-bola 600.000 Ar farafahakeliny ho an’olona 4 mianaka

Efa miditra tsikelikely mankany amin’ny vakansy lehibe isika ankehitriny na dia mbola amin’ny 14 aogositra ho avy izao aza ny fanadinana CEPE.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Jolay 2018
Any Ivelany.Ministeran’ny Paositra sy ny Fifandraisan-davitra Raikitra ny savorovoro

Nikorontana tanteraka omaly ny tetsy amin’ny minisiteran’ny paositra sy ny fifandraisan-davitra. Efa fanao mahazatra isaky ny alatsinainy maraina voalohan’ny volana ny manangan-tsaina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Jona 2018
Any Ivelany.Haino aman-jery MBS Hiverina tsy ho ela

Fantatra nanomboka omaly alakamisy 21 jona fa afaka mandeha amin'izay ny orinasan-tserasera MBS (Malagasy Broadcasting System), araka ny didy navoakan'ny filankevi-panjakana na ny “conseil d’Etat”.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Jona 2018
Any Ivelany.Mpivaro-toaka eny Ambavahaditokana Ho hentitra ny fanaraha-maso

Feno ny fandaharam-potoanan’ny kaominina ambanivohitra Ambavahaditokana, distrikan’Atsimondrano,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 09 Jona 2018
Any Ivelany.Fampidirana herinaratra any an-tokantrano Efa manao ezaka ny JIRAMA

Mbola betsaka ireo tokantrano Malagasy mangataka herinaratra amin’ny JIRAMA amin’izao saingy tsy nahazo noho ny tsy fisian’ny kaontera sy ireo karazana tariby mitondra herinaratra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Jona 2018
Any Ivelany.Mpiasan’ny minisiteran’ny raharaham-bahiny “Apetraho amin’ny hasiny ny diplomasia Malagasy”

Manoloana ny fihazakazahan’ny toe-draharaha eto amin’ny firenena dia miha maro hatrany ny fitokonana sy ny fanehoan-kevitra.

Hamaky ny tohiny
FTT